-
Levitikosy 11:2-4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ireto ny zavamananaina eny ambonin’ny tany* azonareo hanina:+ 3 Ny biby rehetra mandinika* sady mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony no azonareo hanina.
4 “‘Tsy azonareo hanina anefa ireto biby mandinika na mivaky kitro ireto: Ny rameva satria mandinika izy saingy tsy mivaky kitro. Maloto aminareo izy.+
-