FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 14:4-6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ireto avy ny biby azonareo hanina:+ Omby, ondry, osy, 5 serfa, gazela, serfa kely, osidia, antilopa, ondridia, ary ondry mpianika tendrombohitra. 6 Azonareo hanina izay biby mandinika* rehetra mivaky kitro, izany hoe misaraka roa tsara ny kitrony.

  • Ezekiela 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy aho: “Aza atao an’izany kosa re, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Mbola tsy voaloto aho hatramin’izaho mbola kely ka hatramin’izao, satria mbola tsy nihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia.+ Mbola tsy nisy hena maloto* koa niditra tao am-bavako.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara