Levitikosy 11:2, 3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ireto ny zavamananaina eny ambonin’ny tany* azonareo hanina:+ 3 Ny biby rehetra mandinika* sady mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony no azonareo hanina.
2 “Ilazao ny Israelita hoe: ‘Ireto ny zavamananaina eny ambonin’ny tany* azonareo hanina:+ 3 Ny biby rehetra mandinika* sady mivaky kitro ka misaraka tsara ny kitrony no azonareo hanina.