-
Levitikosy 7:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Azo ampiasaina amin-javatra hafa ny tavin’ny biby maty ho azy na novonoin’ny biby hafa, fa tsy azo hanina mihitsy.+
-
-
Levitikosy 11:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Tokony hanasa ny akanjony izay mihinana amin’ny fatin’ilay biby, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.+ Tokony hanasa ny akanjony koa izay mitondra ny fatin’ilay biby, ary haloto mandra-paharivan’ny andro.
-