FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 17:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha misy olona mihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia,+ na teratany izy na vahiny, dia hanasa ny akanjony izy ary handro amin’ny rano. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy,+ ary hadio avy eo.

  • Levitikosy 22:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Izao lazaina aminy: ‘Izay taranakareo fara aman-dimby ka mbola maloto, nefa manakaiky ny zava-masina hamasinin’ny Israelita ho an’i Jehovah, dia haringana tsy ho eo anatrehako.+ Izaho no Jehovah.

  • Levitikosy 22:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tsy tokony hihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia koa izy, sao ho voaloton’izany.+ Izaho no Jehovah.

  • Deoteronomia 14:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Ezekiela 4:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia hoy aho: “Aza atao an’izany kosa re, ry Jehovah Tompo Fara Tampony ô! Mbola tsy voaloto aho hatramin’izaho mbola kely ka hatramin’izao, satria mbola tsy nihinana biby maty ho azy na noviravirain’ny bibidia.+ Mbola tsy nisy hena maloto* koa niditra tao am-bavako.”+

  • Ezekiela 44:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 Tsy tokony hihinana vorona na biby maty ho azy ny mpisorona, ary tsy tokony hihinana vorona na biby noviravirain’ny bibidia.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara