23 Eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao ianao no hihinana ny ampahafolon’ny varimbazahanao sy ny divainao vaovao sy ny menakao, ary ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinao, any amin’izay toerana fidiny hametrahana ny anarany.+ Amin’izay ianao hianatra hatahotra an’i Jehovah Andriamanitrao foana.+