FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 28:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Hataon’i Jehovah lohany ianao fa tsy rambony. Ary ho eny amin’ny fara tampony ianao,+ fa tsy ho eny amin’ny farany ambany, raha ankatoavinao foana ny didin’i Jehovah Andriamanitrao, dia ny didy omeko anao androany mba hankatoavinao sy hotanterahinao.

  • 1 Mpanjaka 4:24, 25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Teo ambany fifehezany mantsy ny faritra rehetra atỳ ampitan’ny Renirano,*+ nanomboka tany Tifsa ka hatrany Gaza,+ anisan’izany ny mpanjaka rehetra atỳ ampitan’ny Renirano. Ary niadana ny faritra rehetra nanjakany, sy ny manodidina rehetra.+ 25 Niaina nilamina tsara ny Joda

      sy ny Israely tamin’ny andro rehetra nanjakan’i Solomona. Samy teny ambanin’ny voalobony sy ny aviaviny ny olona rehetra, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara