Ohabolana 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 5:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Omeo izay mangataka aminao, ary aza andosirana izay te hindram-bola* aminao.+ Lioka 12:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Amidio ny fanananareo ka manomeza zavatra mba hiantrana ny mahantra.*+ Ary fitoeram-bola tsy mety tonta no ataovy fitoeram-bolanareo, dia harena any an-danitra tsy mety lany,+ satria tsy tongan’ny mpangalatra any sady tsy misy bibikely* manimba.
33 Amidio ny fanananareo ka manomeza zavatra mba hiantrana ny mahantra.*+ Ary fitoeram-bola tsy mety tonta no ataovy fitoeram-bolanareo, dia harena any an-danitra tsy mety lany,+ satria tsy tongan’ny mpangalatra any sady tsy misy bibikely* manimba.