FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 “Isaky ny te hihinan-kena anefa ianao, dia mahazo mamono biby ka mihinana ny henany,+ arakaraka ny fitahian’i Jehovah Andriamanitrao anao ao an-tanànanao.* Mahazo mihinana an’ilay hena ny olona maloto sy ny olona madio, hoatran’ny mihinana gazela na serfa ihany.

  • Deoteronomia 14:4, 5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Ireto avy ny biby azonareo hanina:+ Omby, ondry, osy, 5 serfa, gazela, serfa kely, osidia, antilopa, ondridia, ary ondry mpianika tendrombohitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara