1 Mpanjaka 8:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Enga anie ianao hijery andro aman’alina an’ity trano ity, dia ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hohenoinao ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity!+
29 Enga anie ianao hijery andro aman’alina an’ity trano ity, dia ilay toerana nolazainao hoe: ‘Ho ao ny anarako’,+ ka hohenoinao ny vavaka ataon’ny mpanomponao manandrify an’ity toerana ity!+