FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Hifaly eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrareo+ ianareo sy ny zanakareo lahy, ny zanakareo vavy, ny mpanompolahinareo, ny mpanompovavinareo, ary ny Levita ao an-tanànanareo,* satria ny Levita tsy mba manana anjara na lova eo aminareo.+

  • Nehemia 8:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nehemia 8:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Dia nanao trano rantsankazo sy nipetraka tao amin’ireny ny fiangonana manontolo, izany hoe ireo tafaverina avy any an-tsesitany. Tena faly be ny Israelita tamin’izay,+ satria mbola tsy nankalaza an’ilay fety hoatr’izany mihitsy izy ireo, hatramin’ny andron’i Josoa+ zanak’i Nona ka hatramin’io andro io.

  • Mpitoriteny 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara