FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 13:12-15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Raha sendra henonao ao amin’ny iray amin’ny tanàna homen’i Jehovah Andriamanitrao anao hoe: 13 ‘Misy olona tsy misy ilana azy eo aminareo, ka tarihiny hivadika amin’Andriamanitra ny olona ao an-tanànany hoe: “Andao hanompo andriamani-kafa”, izay andriamanitra tsy fantatrao’, 14 dia hamotopototra sy hanadihady tsara ianao, sady hanontany.+ Raha voaporofo fa misy an’izany zava-maharikoriko izany tokoa eo aminareo, 15 dia tsy maintsy hovonoinao amin’ny sabatra ny mponin’izany tanàna izany.+ Aringano+ tanteraka amin’ny sabatra ilay tanàna sy izay rehetra ao aminy ary ny biby fiompiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara