-
Deoteronomia 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia haheno an’izany ny Israely rehetra ka hatahotra, dia tsy hisy hanao zava-dratsy hoatr’izany intsony eo aminareo.+
-
-
Deoteronomia 19:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia haheno an’izany ny olon-kafa rehetra ka hatahotra, dia tsy hisy hanao zava-dratsy hoatr’izany intsony eo aminao.+
-