-
Deoteronomia 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia haheno an’izany ny Israely rehetra ka hatahotra, dia tsy hisy hanao zava-dratsy hoatr’izany intsony eo aminareo.+
-
-
Deoteronomia 17:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Dia haheno an’izany ny olona rehetra ka hatahotra, ary tsy ho sahisahy ratsy intsony.+
-