- 
	                        
            
            1 Samoela 8:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
5 Hoy izy ireo taminy: “Efa antitra ianao izao, nefa ny zanakao tsy mba manao hoatran’ny nataonao. Koa manendre mpanjaka hitsara anay, hoatran’ny any amin’ny firenena hafa rehetra.”+
 
 - 
                                        
 
- 
	                        
            
            1 Samoela 8:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
20 Dia ho hoatran’ny firenena hafa rehetra izahay, ka hitsara sy hitarika anay ny mpanjakanay ary hiady ho anay amin’izay ady hataonay.”
 
 -