FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 17:14, 15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Rehefa miditra ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao ianao, ary maka an’ilay izy ho anao sady mipetraka ao, ka miteny hoe: ‘Andeha aho hanendry mpanjaka hifehy ahy, hoatran’ny ataon’ny firenena rehetra manodidina ahy’,+ 15 dia izay mpanjaka fidin’i Jehovah Andriamanitrao ihany no tsy maintsy hotendrenao hifehy anao.+ Olona avy amin’ny rahalahinao no hotendrenao ho mpanjaka, fa tsy azonao tendrena hifehy anao ny hafa firenena tsy rahalahinao.

  • 1 Samoela 12:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Io àry ilay mpanjaka nofidinareo, izay nangatahinareo. Jereo fa efa nanendry mpanjaka hifehy anareo+ i Jehovah.

  • Asan’ny Apostoly 13:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nangataka mpanjaka+ anefa izy ireo tatỳ aoriana, ka nomen’Andriamanitra azy ireo nandritra ny 40 taona i Saoly zanak’i Kisy, lehilahy avy tamin’ny fokon’i Benjamina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara