2 Ary nalamin’i Hezekia araka ny fizarana+ nisy azy ny mpisorona sy ny Levita,+ mba ho afaka hanatontosa tsara ny fanompoany.+ Nanolotra ny fanatitra dorana sy ny sorona iombonana izy ireo, ary nanao ny fanompoany sy nanolotra fisaorana sy fiderana teny amin’ireo vavahadin’ny tokotanin’i Jehovah.+