-
Deoteronomia 11:22, 23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 “Raha manaraka an-tsakany sy an-davany an’ity didy omeko anareo ity ianareo sady mankatò an’izany, ka tia an’i Jehovah Andriamanitrareo+ sy mandeha amin’ny lalana rehetra atorony ary mifikitra aminy,+ 23 dia horoahin’i Jehovah hiala eo anatrehanareo ireo firenena rehetra ireo.+ Handresy firenena lehibe sady maro an’isa noho ianareo koa ianareo.+
-