FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 21:6-9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia hanasa ny tanany+ eo ambonin’ilay vantotr’ombivavy daholo ny anti-panahy ao amin’ilay tanàna akaiky indrindra an’ilay faty, rehefa avy novelezina teo amin’ilay lohasaha ny hatok’ilay ombivavy. 7 Ary tokony hiteny izy ireo hoe: ‘Tsy namono an’io olona io izahay,* sady tsy nahita ny namonoana azy. 8 Aza atao tompon’andraikitra amin’izany ny Israely vahoakanao izay navotanao,+ Jehovah ô! Ary aza melohina ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny ny Israely vahoakanao.’+ Dia tsy holazaina hoe meloka ho nandatsa-dra izy ireo. 9 Amin’izay dia tsy hisy ho meloka ho nandatsaka ran’olona tsy manan-tsiny eo aminao, satria manao izay tsara eo imason’i Jehovah ianao.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara