-
Deoteronomia 21:20, 21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Ary hilaza amin’ny anti-panahy ao an-tanànany ry zareo hoe: ‘Mafy loha sy mpikomy ity zanakay ity sady tsy mety mankatò anay. Izy koa tendan-kanina+ sady mamo lava.’+ 21 Dia hitora-bato azy ho faty ny olon-drehetra ao an-tanànany. Koa esory eo aminao ny ratsy. Ary haheno an’izany ny Israely rehetra ka hatahotra.+
-