Nomery 35:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 “‘Aza mandoto ny tany misy anareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ilay tany raha misy ra nalatsaka teo amin’ilay izy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka an’izany ihany.+
33 “‘Aza mandoto ny tany misy anareo. Mandoto ny tany mantsy ny ra.+ Tsy misy fandrakofam-pahotana ho an’ilay tany raha misy ra nalatsaka teo amin’ilay izy, afa-tsy ny ran’izay nandatsaka an’izany ihany.+