FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 31:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Fa nentin’ny Israelita ho babo kosa ny zaza amam-behivavy tany Midianina. Norobain’izy ireo daholo koa ny biby fiompiny sy ny biby hafa ary ny fananany rehetra.

  • Deoteronomia 20:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hataon’i Jehovah Andriamanitrao resinao tokoa ilay tanàna, ka vonoy amin’ny sabatra ny lehilahy rehetra ao. 14 Azonao atao babo kosa ny vehivavy, ny ankizy, ny biby fiompy, ary ny zava-drehetra ao amin’ilay tanàna, dia ny fananana rehetra ao.+ Hano koa ny zavatra nentinao ho babo avy tamin’ny fahavalonao, dia izay nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara