-
Levitikosy 22:28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 Aza miara-vonoina amin’ny zanany ao anatin’ny indray andro ny omby na ny ondry.+
-
-
Ohabolana 12:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Mikarakara ny biby fiompiny ny olo-marina,+
Fa tia mampijaly kosa ny ratsy fanahy, na dia mihevitra aza izy hoe mamindra fo.
-