Malakia 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa halako* ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mahery setra”,* hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Tandremo àry ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+
16 Fa halako* ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mahery setra”,* hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Tandremo àry ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+