FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 22:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Raha toa ianao mampindrana vola amin’olona mahantra* eo amin’ny vahoakako, ary miara-monina aminao ilay olona, dia aza manao toy ny mpampisambo-bola.* Aza mangataka zanabola aminy.+

  • Levitikosy 25:36, 37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Aza maka zanabola na maka tombony aminy.+ Matahora an’Andriamanitrao,+ dia hahita fivelomana eo aminao foana ny rahalahinao. 37 Aza maka zanabola rehefa mampisambotra,+ ary aza mampisambotra sakafo mba hahazoana tombony.

  • Nehemia 5:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Izaho sy ny rahalahiko ary ny mpanompoko koa mba mampindrana vola sy varimbazaha amin’ny Jiosy. Dia andao re isika mba tsy hitaky zanabola intsony e!+

  • Salamo 15:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara