FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao miara-monina aminao ka tsy mahavelon-tena, dia ampio izy,+ hoatran’ny hanampianao ny mpivahiny sy ny mpiavy,+ mba hahita fivelomana eo aminao foana. 36 Aza maka zanabola na maka tombony aminy.+ Matahora an’Andriamanitrao,+ dia hahita fivelomana eo aminao foana ny rahalahinao.

  • Deoteronomia 23:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 “Aza maka tombony amin’ny rahalahinao+ rehefa mampindrana vola na sakafo na zavatra hafa mety ho azo akana tombony.

  • Lioka 6:34, 35
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Raha izay antenainareo hamerina ny volanareo ihany no ampisamborinareo,* mendrika ny hahazo dera ve ianareo amin’izany?+ Na ny samy mpanota aza mifampisambo-bola, satria manantena hoe ho tafaverina ny volany. 35 Fa ianareo kosa, tiavo foana ny fahavalonareo, manaova soa hatrany, ary mampisambora nefa aza manantena valiny.+ Amin’izay dia ho lehibe ny valisoanareo ary ho zanaky ny Avo Indrindra ianareo, satria izy tsara fanahy amin’izay tsy mankasitraka sy amin’ny ratsy fanahy.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara