FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Levitikosy 25:35, 36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 “‘Raha lasa mahantra ny rahalahinao miara-monina aminao ka tsy mahavelon-tena, dia ampio izy,+ hoatran’ny hanampianao ny mpivahiny sy ny mpiavy,+ mba hahita fivelomana eo aminao foana. 36 Aza maka zanabola na maka tombony aminy.+ Matahora an’Andriamanitrao,+ dia hahita fivelomana eo aminao foana ny rahalahinao.

  • Deoteronomia 15:7, 8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “Raha misy lasa mahantra ny rahalahinao ao amin’ny tanànanao anankiray, ao amin’ilay tany homen’i Jehovah Andriamanitrao anao, dia aza mafy fo na kahihitra amin’ilay rahalahinao mahantra.+ 8 Fa tena tokony halala-tanana* aminy ianao,+ ka hampindrana* azy an’izay ilainy na izay tsy ananany.

  • Matio 5:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Omeo izay mangataka aminao, ary aza andosirana izay te hindram-bola* aminao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara