Malakia 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Fa halako* ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mahery setra”,* hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Tandremo àry ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+ Matio 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Olo-marina anefa i Josefa vadiny, sady tsy te hanala baraka azy eo imason’ny olona rehetra, ka saika hisaraka taminy mangingina.+ Matio 19:3-8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
16 Fa halako* ny fisaraham-panambadiana”,+ hoy i Jehovah Andriamanitry ny Israely. “Halako koa ny olona mahery setra”,* hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. “Tandremo àry ny toe-tsainareo, ary aza mivadika.+
19 Olo-marina anefa i Josefa vadiny, sady tsy te hanala baraka azy eo imason’ny olona rehetra, ka saika hisaraka taminy mangingina.+