Nomery 13:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Hitanay tao koa ny Nefilima, dia ny taranak’i Anàka+ avy amin’ny* Nefilima. Hoatran’ny valala izahay raha ampitahaina aminy, ary hoatr’izany koa ny fahitany anay.” Deoteronomia 9:1, 2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
33 Hitanay tao koa ny Nefilima, dia ny taranak’i Anàka+ avy amin’ny* Nefilima. Hoatran’ny valala izahay raha ampitahaina aminy, ary hoatr’izany koa ny fahitany anay.”