Ohabolana 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Maharikoriko an’i Jehovah ny mizana mandainga,*Fa mahafaly azy kosa ny vatomizana marina.*+ Ohabolana 20:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Samy maharikoriko an’i Jehovah,Na ny vatomizana mandainga na ny famarana tsy marina.*+ Mika 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Madio* ve aho raha mampiasa mizana mandainga,Sy manana kitapo misy vatomizana tsy marina?+