-
Deoteronomia 28:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
28 “Raha tena mihaino ny feon’i Jehovah Andriamanitrao ianao, ka mankatò ny didiny rehetra omeko anao androany, dia tena hasandratr’i Jehovah Andriamanitrao ho ambony noho ny firenena rehetra eto ambonin’ny tany.+
-