-
Deoteronomia 26:18, 19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Ianao kosa nanome toky an’i Jehovah androany hoe ho vahoakany ianao, dia ho fananany manokana,*+ araka izay nampanantenainy anao, ary hankatò ny didiny rehetra. 19 Dia hanandratra anao ho ambony noho ny firenena hafa rehetra nataony izy,+ araka ny nampanantenainy. Ho fiderana sy laza ary voninahitra ho azy ianao, rehefa lasa vahoaka masina eo anatrehan’i Jehovah Andriamanitrao,+ araka ny nampanantenainy.”
-