Eksodosy 19:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Deoteronomia 26:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ianao kosa nanome toky an’i Jehovah androany hoe ho vahoakany ianao, dia ho fananany manokana,*+ araka izay nampanantenainy anao, ary hankatò ny didiny rehetra.
18 Ianao kosa nanome toky an’i Jehovah androany hoe ho vahoakany ianao, dia ho fananany manokana,*+ araka izay nampanantenainy anao, ary hankatò ny didiny rehetra.