-
Nomery 21:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Tsy navelan’i Sihona handalo tao amin’ny taniny anefa ny Israely. Nangoniny daholo kosa ny vahoakany, dia nivoaka hiady tamin’ny Israely tany an-tany efitra izy. Ary tonga tao Jahaza izy ka niady tamin’ny Israely.+
-