-
Levitikosy 18:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 “‘Aza manao firaisana amin’ny anabavinao, na zanaky ny rainao izy na zanaky ny reninao, na teraka tao an-trano izy na tsia.+
-
-
Levitikosy 20:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 “‘Raha misy lehilahy manao firaisana amin’ny anabaviny, na amin’ny zanakavavin-drainy na ny zanakavavin-dreniny, ka hitany ny fitanjahan’ilay vehivavy ary ilay vehivavy koa mahita ny fitanjahany, dia manala baraka izany.+ Tsy maintsy haringana eo imason’ny zanaky ny fireneny izy mianadahy. Manala baraka an’ilay anabaviny* izy, ka hizaka ny vokatry ny fahadisoany.
-