-
Levitikosy 26:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Mbola tsy laninareo akory ny vokatra tamin’ny taon-dasa, dia efa tsy maintsy hesorinareo izany mba hisy toerana ho an’ny vaovao.
-
-
Malakia 3:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ento ao an-trano fitehirizana àry ny ampahafolon-karena rehetra,+ mba hisy sakafo ao an-tranoko.+ Ary tsapao toetra amin’izany ange aho e”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “dia ho hitanareo fa hosokafako ho anareo ny vavahadin-dranon’ny lanitra.+ Dia handrotsaka fitahiana be dia be aminareo aho, mihoatra noho izay ilainareo aza.”+
-