FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 31:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Dia nasain’i Hezekia nanomana efitra fitehirizana entana*+ tao an-tranon’i Jehovah izy ireo. Koa nomanin’izy ireo izany.

  • Nehemia 12:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Tamin’izay koa, dia nisy lehilahy notendrena hiandraikitra ny trano fitehirizana+ an’ireo fanomezana+ sy voaloham-bokatra+ ary ampahafolon-karena.+ Tsy maintsy nangonin’izy ireo tao ny anjaran’ny mpisorona sy ny Levita+ araka izay notakin’ny Lalàna,+ dia izay nalaina avy tamin’ny sahan’ny tanàna. Faly mantsy ny olona tany Joda satria nanao fanompoana ny mpisorona sy ny Levita.

  • Nehemia 13:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara