FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 10:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Rehefa manangona ny ampahafolony ny Levita, dia tokony hisy mpisorona taranak’i Arona hiaraka aminy. Ary ny ampahafolon’izany kosa tokony haterin’ny Levita ao an-tranon’Andriamanitray,+ ao amin’ny efitra* ao amin’ny trano fitehirizana.

  • Nehemia 13:12, 13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ny Joda rehetra kosa nanatitra ny ampahafolon’ny+ varimbazaha sy ny divay vaovao ary ny menaka, tao amin’ny efitra fitehirizana entana.+ 13 Dia nasaiko niandraikitra ny efitra fitehirizana entana i Selemia mpisorona sy Zadoka mpanao dika soratra* ary Pedaia, izay anisan’ny Levita. I Hanana zanak’i Zakora, zanak’i Matania, no nanampy azy ireo. Mendri-pitokisana mantsy ireo lehilahy ireo, ary andraikiny ny nizara ny anjaran’ireo rahalahiny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara