FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nehemia 10:35-37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 35 Hoentinay any an-tranon’i Jehovah isan-taona koa ny voaloham-bokatry ny taninay sy ny voaloham-bokatry ny karazan-kazo rehetra.+ 36 Hoentinay any amin’ny mpisorona manompo ao an-tranon’Andriamanitray+ ny zanakay lahimatoa sy ny voalohan-teraky ny biby fiompinay,+ araka izay voasoratra ao amin’ny Lalàna. Hoentinay any koa ny voalohan-teraky ny omby aman’ondrinay. 37 Ary hoentinay any amin’ny mpisorona ao amin’ny efitra fitehirizana* ao an-tranon’Andriamanitray+ ny santatry ny varimbazahanay tsy nototoina malemy.+ Haterinay any koa ny fanomezanay, ny vokatry ny karazan-kazo rehetra,+ ny divay vaovao, ary ny menaka.+ Dia hatolotray ho an’ny Levita ny ampahafolon’ny vokatry ny taninay,+ satria ny Levita no manangona ny ampahafolony, any amin’ny tanàna rehetra misy ny tanimbolinay.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara