Levitikosy 26:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 dia homeko ranonorana amin’ny fotoanany,+ ka hahavokatra ny tany+ ary hamoa ny hazo eny an-tsaha. Deoteronomia 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 dia handatsaka orana ara-potoana eo amin’ny taninareo izy,* dia oram-pararano* sy oran-dohataona.* Dia hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay vaovao ary ny menakareo ianareo.+
14 dia handatsaka orana ara-potoana eo amin’ny taninareo izy,* dia oram-pararano* sy oran-dohataona.* Dia hanangona ny varimbazahanareo sy ny divay vaovao ary ny menakareo ianareo.+