Jeremia 44:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Manara-maso azy ireo aho mba hahatonga loza aminy fa tsy soa.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ny olona rehetra avy any Joda atỳ Ejipta, mandra-pahafongany.+
27 Manara-maso azy ireo aho mba hahatonga loza aminy fa tsy soa.+ Ho ripaky ny sabatra sy ny mosary ny olona rehetra avy any Joda atỳ Ejipta, mandra-pahafongany.+