-
Jeremia 44:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary halaiko ireo sisa amin’ny Joda, dia ireo tapa-kevitra ny ho atỳ Ejipta mba hipetraka atỳ, ka ho ripaka atỳ Ejipta+ izy rehetra. Ho fatin’ny sabatra sy ho ripaky ny mosary izy ireo, hatramin’ny kely indrindra ka hatramin’ny lehibe indrindra. Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary tokoa izy ireo. Dia hanozona azy ireo ny olona ary hihorohoro mahita an’izay hanjo azy. Hanala baraka sy handatsa azy ireo koa izy ireny.+
-