FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 42:17, 18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ho fatin’ny sabatra sy ny mosary ary ny areti-mandringana izay rehetra tapa-kevitra ny ho any Ejipta mba hipetraka any. Tsy hisy hiangana izy ireo ary tsy hisy ho afa-mandositra an’ilay loza hamelezako azy.”’

      18 “Fa hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, Andriamanitry ny Israely: ‘Toy ny nanamparako ny hatezerako sy ny fahavinirako tamin’ny mponin’i Jerosalema,+ no hanamparako ny hatezerako aminareo raha mankany Ejipta ianareo. Hanozona anareo ny olona ary hihorohoro mahita an’izay hanjo anareo. Hanala baraka sy handatsa anareo koa izy ireo.+ Ary tsy hahita an’ity toerana ity intsony mihitsy ianareo.’

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara