Jeremia 4:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ho avy toy ny rahona mainty ny fahavalo,Ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa ringana! Hosea 8:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Tsofy ny anjombona!+ Fa misy fahavalo hoatran’ny voromahery tonga hamely ny tranon’i Jehovah,+Satria nivadika tamin’ny fifanekena nataoko+ taminy izy ireo, sady nandika ny lalàko.+
13 Ho avy toy ny rahona mainty ny fahavalo,Ary toy ny tafio-drivotra ireo kalesiny.+ Haingam-pandeha noho ny voromahery ny soavaliny.+ Idiran-doza isika fa ringana!
8 “Tsofy ny anjombona!+ Fa misy fahavalo hoatran’ny voromahery tonga hamely ny tranon’i Jehovah,+Satria nivadika tamin’ny fifanekena nataoko+ taminy izy ireo, sady nandika ny lalàko.+