Eksodosy 24:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary noraisiny ny bokin’ny fifanekena ka novakiny mafy tamin’ny vahoaka.+ Dia hoy izy ireo: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay, ary hankatò azy.”+ Deoteronomia 31:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 “Alaivo ity boky misy ny Lalàna ity,+ dia apetraho eo akaikin’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, fa eo izy io no ho vavolombelona hiampanga anareo.
7 Ary noraisiny ny bokin’ny fifanekena ka novakiny mafy tamin’ny vahoaka.+ Dia hoy izy ireo: “Vonona hanao an’izay rehetra nolazain’i Jehovah izahay, ary hankatò azy.”+
26 “Alaivo ity boky misy ny Lalàna ity,+ dia apetraho eo akaikin’ilay Vata+ misy ny fifanekena nataon’i Jehovah Andriamanitrareo, fa eo izy io no ho vavolombelona hiampanga anareo.