Eksodosy 19:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 ‘Efa hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hitondrana anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarihana anareo ho atỳ amiko.+ Josoa 24:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Naniraka an’i Mosesy sy Arona+ aho tatỳ aoriana, ary namely an’i Ejipta tamin’ny loza,+ dia nitondra anareo nivoaka avy tany.
4 ‘Efa hitanareo ny nataoko tamin’ny Ejipsianina,+ mba hitondrana anareo tamin’ny elatry ny voromahery sy hitarihana anareo ho atỳ amiko.+
5 Naniraka an’i Mosesy sy Arona+ aho tatỳ aoriana, ary namely an’i Ejipta tamin’ny loza,+ dia nitondra anareo nivoaka avy tany.