Eksodosy 24:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+ Nomery 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Dia hoy i Josoa+ zanak’i Nona, mpanompon’i Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, sakano ry zareo!”+
13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+
28 Dia hoy i Josoa+ zanak’i Nona, mpanompon’i Mosesy efa hatramin’izy mbola tanora: “Ry Mosesy tompoko ô, sakano ry zareo!”+