FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Niteny tamin’i Josoa+ àry i Mosesy hoe: “Mifidiana lehilahy eto amintsika, dia mandehana miady amin’ny Amalekita. Hitsangana eny an-tampon-kavoana aho rahampitso, sady hotazoniko eny an-tanako ny tehin’ilay tena Andriamanitra.”

  • Eksodosy 24:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Koa nitsangana i Mosesy sy Josoa mpanompony,+ ary i Mosesy no niakatra nankany amin’ny tendrombohitr’ilay tena Andriamanitra.+

  • Eksodosy 33:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Nomery 27:18-20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Dia hoy i Jehovah tamin’i Mosesy: “Alaivo i Josoa zanak’i Nona, fa manana ny toetra ilaina mba ho mpitarika izy. Dia ametraho tanana izy.+ 19 Ary asaivo mijoro eo anatrehan’i Eleazara mpisorona sy ny vahoaka manontolo izy, dia tendreo ho mpitarika eo imason’izy ireo.+ 20 Ary zarao aminy ny fahefanao,*+ mba hihaino azy ny vahoakan’Israely manontolo.+

  • Deoteronomia 31:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 I Jehovah Andriamanitrareo no hiampita eo alohanareo. Izy no handringana an’ireo firenena ireo eo imasonareo, ary ianareo no handroaka an’ireo,+ ka i Josoa no hitarika anareo hiampita,+ araka izay nolazain’i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara