Deoteronomia 31:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nanendry an’i Josoa+ zanak’i Nona izy* avy eo sady niteny hoe: “Manàna herim-po ary mahereza,+ fa ianao no hitarika ny Israelita hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary hanampy anao foana aho.”
23 Nanendry an’i Josoa+ zanak’i Nona izy* avy eo sady niteny hoe: “Manàna herim-po ary mahereza,+ fa ianao no hitarika ny Israelita hiditra ao amin’ilay tany nianianako tamin’izy ireo,+ ary hanampy anao foana aho.”