-
Eksodosy 23:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa handeha eo alohanao ilay anjeliko ka hitondra anao ho any amin’ny Amorita, ny Hetita, ny Perizita, ny Kananita, ny Hivita, ary ny Jebosita, dia haringako ireny.+
-
-
Nomery 22:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hitan’ilay ampondra ilay anjelin’i Jehovah nijanona teo an-dalana, sady nitana sabatra efa voatsoaka avy tao anaty tranony. Dia nitady hivily tany anaty saha ilay ampondra, nefa nokapohin’i Balama mba hiverina teo amin’ilay lalana.
-